auto save
This commit is contained in:
parent
11aef1716d
commit
7e304967f3
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Tafaran'zany raha zany de nijery zaho, ary nahita varagnaragna raika nisokatra tegny amin'ny lagnitra. Ny feo voalohany zay regniko de nikorana taminaha kara ny trompetra, nagnano hoe: "Miakara ety, de ho atoroko anao zay tsy metsy ho avy afaran'iregny raha iregny." Nisy fotôna zaho voatariky ny Fanahy, de nahita fa nisy seza fiandrianana nipetraka tegny amin'ny lagnitra, nisy olona nipetraka tambonin'zany. I raika zay npetraka tamboniny de managna endrika Jaspa sy karneola. Nisy avana nagnodidigna ny seza fiandrianana. I avana igny de kara
|
||||
Tafaran'zany raha zany de nijery zaho, ary nahita varagnaragna raika nisokatra tegny amin'ny lagnitra. Ny feo voalohany zay regniko de nikorana taminaha kara ny trompetra, nagnano hoe: "Miakara ety, de ho atoroko anao zay tsy metsy ho avy afaran'iregny raha iregny." Nisy fotôna zaho voatariky ny Fanahy, de nahita fa nisy seza fiandrianana nipetraka tegny amin'ny lagnitra, nisy olona nipetraka tambonin'zany. I raika zay npetraka tamboniny de managna endrika Jaspa sy karneola. Nisy avana nagnodidigna ny seza fiandrianana. I avana igny de mitovy amina emeralda
|
Loading…
Reference in New Issue