From 797de176416a965fe83ad332f02d5002614b3745 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MADA007 <> Date: Fri, 15 Nov 2019 11:28:34 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 03/09.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/03/09.txt b/03/09.txt index fc35957..65b66d0 100644 --- a/03/09.txt +++ b/03/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 \v 10 \v 11 Igny an! Zegny mpiasan'ny devoly mizaka fa Jiosy azareo de mametsy aby fa tsy izy zany azaro. Hataoko tonga hiankohoka an-tongotranao iary zareo, ka de hofantan'iary zareo fa nitia anao Aho. Satria efa nitandrigna ny raha nizakaiko tamin'ny faharetana anareo, de harovako amin'ny andro fitsapana zay efa hotoga amin'izao tontolo izao, mba hitsapana an'ny ndregny mipetraka ambonin'ny tany. Ho tonga tsy ho ela Aho. ka tano tsara zegny hanagnanao mba tsy hisy hangalaka ny satro-boninahitrao. \ No newline at end of file +\v 10 \v 9 Igny an! Zegny mpiasan'ny devoly mizaka fa Jiosy azareo de mametsy aby fa tsy izy zany azaro. Hataoko tonga hiankohoka an-tongotranao iary zareo, ka de hofantan'iary zareo fa nitia anao Aho. Satria efa nitandrigna ny raha nizakaiko tamin'ny faharetana anareo, de harovako amin'ny andro fitsapana zay efa hotoga amin'izao tontolo izao, mba hitsapana an'ny ndregny mipetraka ambonin'ny tany.\v 11 Ho tonga tsy ho ela Aho. ka tano tsara zegny hanagnanao mba tsy hisy hangalaka ny satro-boninahitrao. \ No newline at end of file