diff --git a/18/09.txt b/18/09.txt index 00e4470..97a6b4f 100644 --- a/18/09.txt +++ b/18/09.txt @@ -1 +1 @@ -Ny mpanjakan'ny tany zegny nijangajanga sady nandeha tsy amperitreretana niaraka tamin'azy de hitomagny sady henkohoka agnatrehany ndreka hahita ny setrokan'ny fagnasazena an'iary zareo. Hitsangana lavitra iary zareo, hatahotra ny fijaleny, hizaka hoe: "Loza, loza ho \ No newline at end of file +\v 9 \v 10 Ny mpanjakan'ny tany zegny nijangajanga sady nandeha tsy amperitreretana niaraka tamin'azy de hitomagny sady henkohoka agnatrehany ndreka hahita ny setrokan'ny fagnasazena an'iary zareo. Hitsangana lavitra iary zareo, hatahotra ny fijaleny, hizaka hoe: "Loza, loza ho an'ny tanàna lehibe, Babylona, ny tanàna mahery, fa amin'ny ora iray de avy ny sazinareo." \ No newline at end of file