diff --git a/14/03.txt b/14/03.txt index 9db6a41..fb550c3 100644 --- a/14/03.txt +++ b/14/03.txt @@ -1 +1 @@ -Nihira hira vaovao talohan'ny seza fiandrianana sy talohan'iregny raha managn'aigna efatra sy iregny loholona iary zareo. Tsy nisy niza niza afaka nianatra ny hira afa-tsy iregny 144.000 zay nifidianina teto an-tany my. Iregny de olona zay tsy nandoto ny tegnan'iary zareo tamin'ny viavy, fa nitana ny tegnany madio ara-nofo iary zareo. Zany de zay nagnaraka ny Zanak'ondry na aiza na aiza andehanany. Izy iregny de \ No newline at end of file +Nihira hira vaovao talohan'ny seza fiandrianana sy talohan'iregny raha managn'aigna efatra sy iregny loholona iary zareo. Tsy nisy niza niza afaka nianatra ny hira afa-tsy iregny 144.000 zay nifidianina teto an-tany my. Iregny de olona zay tsy nandoto ny tegnan'iary zareo tamin'ny viavy, fa nitana ny tegnany madio ara-nofo iary zareo. Zany de zay nagnaraka ny Zanak'ondry na aiza na aiza andehanany. Izy iregny de nifidianina avy tamin'ny olombelona kara ny voalohambo \ No newline at end of file