auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-10 21:18:51 +03:00 committed by root
parent d9407bbac5
commit 7435ce17c0
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny lohany sy ny randrany de fotsy kara ny volona ondry, fotsy ôtrany rano mandry, sady ny masony kara ny lelan'afo. Ny tongotrany magnaragnaragna ôtrany varahigna, mitovy amin'ny varahigna vôdio tamin'ny lafôro, ka ny feony ôtrany feona rano be mikoriagna. De nanagna kintana fito tegny an-tàgnany ankavanana Izy, ka sabatra roy lela
Ny lohany sy ny randrany de fotsy kara ny volona ondry, fotsy ôtrany rano mandry, sady ny masony kara ny lelan'afo. Ny tongotrany magnaragnaragna ôtrany varahigna, mitovy amin'ny varahigna vôdio tamin'ny lafôro, ka ny feony ôtrany feona rano be mikoriagna. De nanagna kintana fito tegny an-tàgnany ankavanana Izy, ka sabatra roy lela maragnitra nivoaka tamin'ny vavany. Ny tarehiny de nazava