Thu Mar 19 2020 15:25:06 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

このコミットが含まれているのは:
tsDesktop 2020-03-19 15:25:06 +03:00
コミット 72f6cafad9
2個のファイルの変更2行の追加2行の削除

ファイルの表示

@ -1 +1 @@
Toko Faha 12
Toko faha 12

ファイルの表示

@ -1 +1 @@
aveo ny anjely fahafito nandraka ny tamin'ny kopiny tamin'ny rivotra. de nisy feo mafy nivôka avy tam-piangonana sady avy tamin'ny seza fiandrianana, magnano hoe: "'Vita zany!" Nisy tselatra, kotrooka, kotro-baratra, sady horohoron-tany mafy, horohorotany lebe noho zay efa nisy hatramin'zay nampisy olona teto an-tany, ka de mafy ny horohoron-tany zany. Nizara ho telo ny tanàna lebe, sady rava ny tanàna ny firenena. Aveo Andriamanitra nagnatso mba hatsiaro an'i Babylona lebe, de nameny an'io tanàna io ny kapôka feno divagna vita tamin'ny firehitran'ny fahavignirany.
\v 17 aveo ny anjely fahafito nandraka ny tamin'ny kopiny tamin'ny rivotra. de nisy feo mafy nivôka avy tam-piangonana sady avy tamin'ny seza fiandrianana, magnano hoe: "'Vita zany!" \v 18 Nisy tselatra, kotrooka, kotro-baratra, sady horohoron-tany mafy, horohorotany lebe noho zay efa nisy hatramin'zay nampisy olona teto an-tany, ka de mafy ny horohoron-tany zany. \v 19 Nizara ho telo ny tanàna lebe, sady rava ny tanàna ny firenena. Aveo Andriamanitra nagnatso mba hatsiaro an'i Babylona lebe, de nameny an'io tanàna io ny kapôka feno divagna vita tamin'ny firehitran'ny fahavignirany.