This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-01-14 14:23:24 +03:00 committad av root
förälder 7e304967f3
incheckning 72c12e4ccf
1 ändrade filer med 1 tillägg och 1 borttagningar

Visa fil

@ -1 +1 @@
Tafaran'zany raha zany de nijery zaho, ary nahita varagnaragna raika nisokatra tegny amin'ny lagnitra. Ny feo voalohany zay regniko de nikorana taminaha kara ny trompetra, nagnano hoe: "Miakara ety, de ho atoroko anao zay tsy metsy ho avy afaran'iregny raha iregny." Nisy fotôna zaho voatariky ny Fanahy, de nahita fa nisy seza fiandrianana nipetraka tegny amin'ny lagnitra, nisy olona nipetraka tambonin'zany. I raika zay npetraka tamboniny de managna endrika Jaspa sy karneola. Nisy avana nagnodidigna ny seza fiandrianana. I avana igny de mitovy amina emeralda
\v 1 Tafaran'zany raha zany de nijery zaho, ary nahita varagnaragna raika nisokatra tegny amin'ny lagnitra. Ny feo voalohany zay regniko de nikorana taminaha kara ny trompetra, nagnano hoe: "Miakara ety, de ho atoroko anao zay tsy metsy ho avy afaran'iregny raha iregny."\v 2 Nisy fotôna zaho voatariky ny Fanahy, de nahita fa nisy seza fiandrianana nipetraka tegny amin'ny lagnitra, nisy olona nipetraka tambonin'zany.\v 3 I raika zay nipetraka tamboniny de managna endrika Jaspy sy karneola. Nisy avana nagnodidigna ny seza fiandrianana. I avana igny de mitovy loko amina emeralda.