diff --git a/04/01.txt b/04/01.txt index e82a239..7faaadb 100644 --- a/04/01.txt +++ b/04/01.txt @@ -1 +1 @@ -Tafaran'zany raha zany de nijery zaho, ary nahita varagnaragna raika nisokatra tegny amin'ny lagnitra. Ny feo voalohany zay regniko de nikorana taminaha kara ny trompetra, nagnano hoe: "Miakara ety, de ho atoroko anao zay tsy metsy ho avy afaran'iregny raha iregny." Nisy fotôna zaho voatariky ny Fanahy, de nahita fa nisy seza fiandrianana nipetraka tegny amin'ny lagnitra, nisy olona nipetraka tambonin'zany. I raika zay npetraka tamboniny de managna endrika Jaspa sy karneola. Nisy avana nagnodidigna ny seza fiandrianana. I avana igny de mitovy amina emeralda \ No newline at end of file +\v 1 Tafaran'zany raha zany de nijery zaho, ary nahita varagnaragna raika nisokatra tegny amin'ny lagnitra. Ny feo voalohany zay regniko de nikorana taminaha kara ny trompetra, nagnano hoe: "Miakara ety, de ho atoroko anao zay tsy metsy ho avy afaran'iregny raha iregny."\v 2 Nisy fotôna zaho voatariky ny Fanahy, de nahita fa nisy seza fiandrianana nipetraka tegny amin'ny lagnitra, nisy olona nipetraka tambonin'zany.\v 3 I raika zay nipetraka tamboniny de managna endrika Jaspy sy karneola. Nisy avana nagnodidigna ny seza fiandrianana. I avana igny de mitovy loko amina emeralda. \ No newline at end of file