auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-01-14 14:03:58 +03:00 committed by root
parent 8a80164664
commit 72a1ed7694
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nizaha zaho ka nahita ny Zanak'ondry nitsangana tamin'ny tendrombohitra Ziona. Niaraka tamin'Azy 144.000 zay nanagna ny agnarany sy ny agnaran'ny Iabany voasoratra eo amin'ny handrignan'iary zareo. Naregny feo avy agny an-dagnitra kara ny fikororohan'ny rano be sy orana mafy zaho. Ny feo regniko my koa de kara ny mpitendry
\v 1 Nizaha zaho ka nahita ny Zanak'ondry nitsangana tamin'ny tendrombohitra Ziona. Niaraka tamin'Azy 144.000 zay nanagna ny agnarany sy ny agnaran'ny Iabany voasoratra eo amin'ny handrignan'iary zareo. \v 2 Naregny feo avy agny an-dagnitra kara ny fikororohan'ny rano be sy orana mafy zaho. Ny feo regniko my koa de kara ny mpitendry lokanga mitendry ny lokangany.