diff --git a/04/01.txt b/04/01.txt index 961bd7e..52edf61 100644 --- a/04/01.txt +++ b/04/01.txt @@ -1 +1 @@ -Tafaran'zany raha zany de nijery zaho, ary nahita varagnaragna raika nisokatra tegny amin'ny lagnitra. Ny feo voalohany zay regniko de nikorana taminaha kara ny trompetra, nagnano hoe: "Miakara ety, de ho atoroko anao zay tsy metsy ho avy afaran'iregny raha iregny." Nisy fotôna zaho voatariky ny Fanahy, de nahita fa nisy seza fiandrianana nipetraka tegny amin'ny lagnitra \ No newline at end of file +Tafaran'zany raha zany de nijery zaho, ary nahita varagnaragna raika nisokatra tegny amin'ny lagnitra. Ny feo voalohany zay regniko de nikorana taminaha kara ny trompetra, nagnano hoe: "Miakara ety, de ho atoroko anao zay tsy metsy ho avy afaran'iregny raha iregny." Nisy fotôna zaho voatariky ny Fanahy, de nahita fa nisy seza fiandrianana nipetraka tegny amin'ny lagnitra, nisy olona nipetraka tambonin'zany. \ No newline at end of file