diff --git a/10/05.txt b/10/05.txt index 424b556..2363f9a 100644 --- a/10/05.txt +++ b/10/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 Aveo hitako ny anjely nitsangana tamboniny ranomasina amban'ny tany, nanangana ny tagnany akavanana tagny an-danitra. \v 6 Izy nifanta tamin'i raika velona mandrakizay doria, zay namorona ny lagnitra, de ny tany amban'ny ranomasina de zay raha maro be agnatin'ireo, ka ny anjely nizaka hoe: "Tsy hisy fandigkoa.\v 7 Fa amin'ny andro raika ndreka hampagneno ny trompetra ny anjely fahafito, de ho tanteraka ny misterin' Andriamanitra, kara ny nagnambarany tamin'ny mpaminany mpanompony." \ No newline at end of file +\v 5 Aveo hitako ny anjely nitsangana tamboniny ranomasina amban'ny tany, nanangana ny tagnany akavanana tagny an-danitra. \v 6 Izy nifanta tamin'i raika velona mandrakizay doria, zay namorona ny lagnitra, de ny tany amban'ny ranomasina de zay raha maro be agnatin'ireo, ka ny anjely nizaka hoe: "Tsy hisy fandignasana koa.\v 7 Fa amin'ny andro raika ndreka hampagneno ny trompetra ny anjely fahafito, de ho tanteraka ny misterin' Andriamanitra, kara ny nagnambarany tamin'ny mpaminany mpanompony." \ No newline at end of file