diff --git a/02/14.txt b/02/14.txt index 150e07b..9c1395d 100644 --- a/02/14.txt +++ b/02/14.txt @@ -1 +1 @@ -Fa managna raha zakaina bitaka aminao Aho : « Misy sanagny aminareo mitana mafy ny fampenaran’ny Balama, zay nampianatra an’i Balaka hametraka fandrangitana amason’ny zanak’Israely, mba hihinan’iary zareo ny hanina natao sorona ho an’ny sampy sady ho fijanganjangana. Karan’izany my, misy sanagny aminareo egny mitagna mafy ny fampenaran’ny Nikolaita. \ No newline at end of file +\v 14 Fa managna raha zakaina bitaka aminao Aho : « Misy sanagny aminareo mitana mafy ny fampenaran’ny Balama, zay nampianatra an’i Balaka hametraka fandrangitana amason’ny zanak’Israely, mba hihinan’iary zareo ny hanina natao sorona ho an’ny sampy sady ho fijanganjangana. \v 15 Karan’izany my, misy sanagny aminareo egny mitagna mafy ny fampenaran’ny Nikolaita. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index fe2cb27..154e645 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -56,6 +56,7 @@ "02-08", "02-10", "02-12", + "02-14", "02-16", "02-18", "02-20",