diff --git a/01/01.txt b/01/01.txt index 01679f7..05c28f3 100644 --- a/01/01.txt +++ b/01/01.txt @@ -1,2 +1,2 @@ -Itiky ny fagnambarana an'i Jesôsy Kristy zay nomen'Andriamanitra an'azy hampisehoana an'iregny irakany ny amin'ny raha marobe tsy mentsy hiseho. nampafantarany zany tamin'ny alalan'ny fandefany ny anjeliny ho an'i Jaona irakany. I Jaona de nagnamarina ny mikasika ny tenin'Andriamanitra sy iregny fijoroana vavolombelona mikasika an'i Jesôsy Kirsty, ny iregny raha marobe hitany. Sambatra ny olona zay mamaky, sy miteno ny teny ity faminaniana ity, sady mitandrina zay vôsoratra -ato amin'azy, satria efa akeky ny fo \ No newline at end of file +\v 1 Itiky ny fagnambarana an'i Jesôsy Kristy zay nomen'Andriamanitra an'azy hampisehoana an'iregny irakany ny amin'ny raha marobe tsy mentsy hiseho. nampafantarany zany tamin'ny alalan'ny fandefany ny anjeliny ho an'i Jaona irakany. \v 2 I Jaona de nagnamarina ny mikasika ny tenin'Andriamanitra sy iregny fijoroana vavolombelona mikasika an'i Jesôsy Kirsty, ny iregny raha marobe hitany. \v 3 Sambatra ny olona zay mamaky, sy miteno ny teny ity faminaniana ity, sady mitandrina zay vôsoratra +ato amin'azy, satria efa akeky ny fotôna. \ No newline at end of file