diff --git a/14/06.txt b/14/06.txt index 54259f3..1b99ab4 100644 --- a/14/06.txt +++ b/14/06.txt @@ -1 +1 @@ -\v 6 Nahita anjely hafa nagnembogna ambony zaho, zay nanagna nny hafatra mandrakizain'ny vaovao mahafaly hambara amin'zay miaigna ambonin'ny tany amin'ny firenena, foko, ary ny olona maro be.\v 7 Nagnatso tamin'ny feo mafy izy hoe: "Matahora an'Andriamanitra ary magnomeza voninahitra an'Azy. Fa tonga ny oran'ny fitsarany. Mivavaha amin'Azy, ny raika zay nagnano ny lagnitra, ny tany, ny ranomasina, ary ny loharano." \ No newline at end of file +\v 6 Nahita anjely hafa nagnembogna ambony zaho, zay nanagna ny hafatra mandrakizain'ny vaovao mahafaly hambara amin'zay miaigna ambonin'ny tany amin'ny firenena, foko, ary ny olona maro be.\v 7 Nagnatso tamin'ny feo mafy izy hoe: "Matahora an'Andriamanitra ary magnomeza voninahitra an'Azy. Fa tonga ny oran'ny fitsarany. Mivavaha amin'Azy, ny raika zay nagnano ny lagnitra, ny tany, ny ranomasina, ary ny loharano." \ No newline at end of file