From 5de2a7c97645de2a5e77f1eaec5247fc70ae1655 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MADA007 <> Date: Tue, 31 Dec 2019 09:47:57 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 15/03.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/15/03.txt b/15/03.txt index f90683e..efc3edc 100644 --- a/15/03.txt +++ b/15/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 De nihirain'iary zareo ny hiran'i Mosesy, lay mpanompon'Andriamanitra, sy ny hiran'ny Zanak'ondry hoe:" Ngezabe sady mampitolagaga ny asanao, Tompo Andriamanitra, lay Ambony indrindra. Marina sady mahitsy ny lalagnanao, ry Mpanjakan'ny firenena. I zovy tsy hatahotra Anao, ry Tompo, ka tsy hagnome voninahitra ny agnaranao? Fa Anao raika my no masina. Ny firenena marobe de ho tonga hivavaka aminao satria ny asnao marina de efa nampafantarina." \ No newline at end of file +De nihirain'iary zareo ny hiran'i Mosesy, lay mpanompon'Andriamanitra, sy ny hiran'ny Zanak'ondry hoe:" Ngezabe sady mampitolagaga ny asanao, Tompo Andriamanitra, lay Ambony indrindra. Marina sady mahitsy ny lalagnanao, ry Mpanjakan'ny firenena. I zovy tsy hatahotra Anao, ry Tompo, ka tsy hagnome voninahitra ny agnaranao? Fa Anao raika my no masina. Ny firenena marobe de ho tonga hivavaka aminao satria ny asanao marina de efa nampafantarina." \ No newline at end of file