diff --git a/15/03.txt b/15/03.txt index f90683e..efc3edc 100644 --- a/15/03.txt +++ b/15/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 De nihirain'iary zareo ny hiran'i Mosesy, lay mpanompon'Andriamanitra, sy ny hiran'ny Zanak'ondry hoe:" Ngezabe sady mampitolagaga ny asanao, Tompo Andriamanitra, lay Ambony indrindra. Marina sady mahitsy ny lalagnanao, ry Mpanjakan'ny firenena. I zovy tsy hatahotra Anao, ry Tompo, ka tsy hagnome voninahitra ny agnaranao? Fa Anao raika my no masina. Ny firenena marobe de ho tonga hivavaka aminao satria ny asnao marina de efa nampafantarina." \ No newline at end of file +De nihirain'iary zareo ny hiran'i Mosesy, lay mpanompon'Andriamanitra, sy ny hiran'ny Zanak'ondry hoe:" Ngezabe sady mampitolagaga ny asanao, Tompo Andriamanitra, lay Ambony indrindra. Marina sady mahitsy ny lalagnanao, ry Mpanjakan'ny firenena. I zovy tsy hatahotra Anao, ry Tompo, ka tsy hagnome voninahitra ny agnaranao? Fa Anao raika my no masina. Ny firenena marobe de ho tonga hivavaka aminao satria ny asanao marina de efa nampafantarina." \ No newline at end of file