diff --git a/21/05.txt b/21/05.txt index f2bc74b..0f25948 100644 --- a/21/05.txt +++ b/21/05.txt @@ -1 +1 @@ -Ny raika nipetraka tambon'ny seza fiandrianana nizaka hoe: "Io! Namboariko vaovao ny raha marobe." Nizaka Izy: "Soraty zao satria ny zaka Io de mahatoky sy marina." Efa vita raha Io! Izaho no Alfa sady Omega, ny finombohana sady fiafarana. Zay tihinan-drano de ameko ho anina maimaim-pôgna avy amin'ny loharano ny fi \ No newline at end of file +Ny raika nipetraka tambon'ny seza fiandrianana nizaka hoe: "Io! Namboariko vaovao ny raha marobe." Nizaka Izy: "Soraty zao satria ny zaka Io de mahatoky sy marina." Efa vita raha Io! Izaho no Alfa sady Omega, ny finombohana sady fiafarana. Zay tihinan-drano de ameko ho anina maimaim-pôgna avy amin'ny loharano ny fiaignana \ No newline at end of file