diff --git a/01/01.txt b/01/01.txt index 44049a8..f1d1efb 100644 --- a/01/01.txt +++ b/01/01.txt @@ -1 +1 @@ -Itiky ny fagnambarana an'i Jesôsy Kristy zay nomen'Andriamanitra an'azy hampisehoana an'iregny irakany ny amin'ny raha marobe tsy mentsy hiseho. nampafantarany zany tamin'ny alalan'ny fandefany ny anjeliny ho an'i Jaona irakany. I Jaona de nagnamarina ny mikasika ny tenin'Andriamanitra sy iregny fijoroana vavolombelona mikasika an'i Jesôsy Kirsty, ny iregny raha marobe hitany. Sambatra ny olona zay mamaky, sady miteno \ No newline at end of file +Itiky ny fagnambarana an'i Jesôsy Kristy zay nomen'Andriamanitra an'azy hampisehoana an'iregny irakany ny amin'ny raha marobe tsy mentsy hiseho. nampafantarany zany tamin'ny alalan'ny fandefany ny anjeliny ho an'i Jaona irakany. I Jaona de nagnamarina ny mikasika ny tenin'Andriamanitra sy iregny fijoroana vavolombelona mikasika an'i Jesôsy Kirsty, ny iregny raha marobe hitany. Sambatra ny olona zay mamaky, sy miteno ny teny ity faminaniana ity, sady mitandrina ny \ No newline at end of file