auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-12-27 19:46:50 +03:00 committed by root
parent 716b0a3525
commit 5418c98684
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Aveo i anjely igny hitako nitsangana tamboniny ranomasina de tamin'ny tany, nanangana ny tagnany havanana tan-danitra. Izy nifanta tamin'i raika tamin'ny raika zay velona mandrakizay doria, zay namorona ny lagnitra sy zay maro be ao agnatiny zany, ny tany de zay maro be ao agnatiny zay, ary ny ranomasina sy zay maro be agnatiny zany, de i anjely igny nizaka hoe: "Tsy hisy fembenana koa. Fa amin'ny andro raika ndreka hampagneno ny trompetra ny anjely fahafito, de ho tanteraka ny misterin' Andriamanitra, kara ny nagnambarany ny u
Aveo i anjely igny hitako nitsangana tamboniny ranomasina de tamin'ny tany, nanangana ny tagnany havanana tan-danitra. Izy nifanta tamin'i raika tamin'ny raika zay velona mandrakizay doria, zay namorona ny lagnitra sy zay maro be ao agnatiny zany, ny tany de zay maro be ao agnatiny zay, ary ny ranomasina sy zay maro be agnatiny zany, de i anjely igny nizaka hoe: "Tsy hisy fembenana koa. Fa amin'ny andro raika ndreka hampagneno ny trompetra ny anjely fahafito, de ho tanteraka ny misterin' Andriamanitra, kara ny nagnambarany tamin'ny mpaminany mpanom