diff --git a/14/03.txt b/14/03.txt index 0e2a9f4..51812e3 100644 --- a/14/03.txt +++ b/14/03.txt @@ -1 +1 @@ -Nihira hira vaovao talohan'ny seza fiandrianana sy talohan'iregny raha managn'aigna efatra sy iregny loholona iary zareo. Tsy nisy niza niza afaka nianatra ny hira afa-tsy iregny 144.000 zay nifidianina teto an-tany my. Iregny de olona zay tsy nandoto ny tegnan'iary zareo tamin'ny viavy, fa nitana ny tegnany madio ara-'iary zareo tamin' \ No newline at end of file +Nihira hira vaovao talohan'ny seza fiandrianana sy talohan'iregny raha managn'aigna efatra sy iregny loholona iary zareo. Tsy nisy niza niza afaka nianatra ny hira afa-tsy iregny 144.000 zay nifidianina teto an-tany my. Iregny de olona zay tsy nandoto ny tegnan'iary zareo tamin'ny viavy, fa nitana ny tegnany madio ara-nofo iary zareo. \ No newline at end of file