diff --git a/02/22.txt b/02/22.txt new file mode 100644 index 0000000..e2b7bd1 --- /dev/null +++ b/02/22.txt @@ -0,0 +1 @@ +Igny a ! Hatako marary ambony fandrena eo izy, sady zegny mijanganjanga miaraka amin’azy de hampahoreko mafy, na tsy mivalo amin’ny asa ratsin’ny viavy iary zareo. hivoniko ho faty ny zanagny, de ny fengonana maro aby de hahalala fa Izaho mahita ny fieritreretana mban’ny fihetsem-po. Homeko magnaraka ny asanareo tsitokatokagna aby anareo. Fa ny aminareo zay tavela ao Tyatira, ny maro tsy mitagna ny fampenarana izao, sady tsy mahalala zegny agnantsovan’ny sanagny oe sain-dalin’i satana_ Izao ny raha zakaiko aminareo hoe : « Tsy vesarako entagna hafa anareo. » Ndre izany aza, tsy mentsy mitàna mafy ny finônareo anareo mandra-peveko. Ny raika zegny mandresy mban’ny zegny magnano zegny efa vitako , farany de homeko an’azy ny fahefana amin’ny firenena rehetra. ’Hanapaka amin’iary zareo miaraka amin’ny tangala vy izy, kara ny fagnatorotoana vilagna tagny no hagnapotehany an’iary zareo.’Kara ny nandraisako avy amin’ny i Abako, no hagnomezako an’azy kintagna mandraigna my koa. Zegny managna tadigny mba hiteno an’ny zegny zakain’ny Fagnahy ho an’ireo fengonana."" \ No newline at end of file