auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-12-27 19:11:25 +03:00 committed by root
parent 657d74c02d
commit 4dbc13570a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 Aveo zaho de nahita anjely matanjaka hafa avy tagny andanitra. Tagnaty rahona izy, sady nisy havana tambonin'ny lohany. Ny tarehiny de kara môsoandro de ny tongotrany de kara andry afo. Mitana horagnan-taratasy bitaka mivelatra tan-tagnany izy, sady mametraka ny tongotrany havanana amin'ny ranomasina amban'ny tongotrany amin'ny tany.
\v 1 \v 2 Aveo zaho de nahita anjely matanjaka hafa avy tagny andanitra. Tagnaty rahona izy, sady nisy havana tambonin'ny lohany. Ny tarehiny de kara môsoandro de ny tongotrany de kara andry afo. Mitana horagnan-taratasy bitaka mivelatra tan-tagnany izy, sady mametraka ny tongotrany havanana amin'ny ranomasina amban'ny tongotrany havia amin'ny tany.