auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-01-14 14:03:58 +03:00 committed by root
부모 fa203c5023
커밋 4cc932eb63
1개의 변경된 파일1개의 추가작업 그리고 1개의 파일을 삭제

파일 보기

@ -1 +1 @@
Na ovena na ovena iregny managn'aigna de hognome voninahitra, laza, ary fisaorana an'i raika zay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana, i raika zay velona mandrakizay doria, iregny loholona efatra amby roapolo de nampiankohoka ny tegnan'iary zareo eo alohan'ny raika zay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana. Miankohoka eo amin'ny raika zay velona mandrakizay doria izy iregny, sady nanipy ny satro-boninahitr'iary zareo talohan'ny seza fiandrianana, mizaka hoe: "Mendrika anao, ry Tomponay sy Andriamanitray, handray ny voninahitra sy ny laza ary ny hery. Fa Ianao no namorona ny raha maro be
Na ovena na ovena iregny managn'aigna de hognome voninahitra, laza, ary fisaorana an'i raika zay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana, i raika zay velona mandrakizay doria, iregny loholona efatra amby roapolo de nampiankohoka ny tegnan'iary zareo eo alohan'ny raika zay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana. Miankohoka eo amin'ny raika zay velona mandrakizay doria izy iregny, sady nanipy ny satro-boninahitr'iary zareo talohan'ny seza fiandrianana, mizaka hoe: "Mendrika anao, ry Tomponay sy Andriamanitray, handray ny voninahitra sy ny laza ary ny hery. Fa Ianao no namorona ny raha maro be, ary tamin'ny alalan'ny sitraponao, de nisy izy iregny ary no