From 4c5e263c8dd03cb120e84c1ebbf096161c0d3d3b Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Sat, 9 Nov 2019 10:00:02 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 06/09.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/06/09.txt b/06/09.txt index d9bc26f..22e3e3c 100644 --- a/06/09.txt +++ b/06/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 \v 10 \v 11 Ndreka namoha ny tombo-kase fahadimy ny Zanak'Ondry, de hitako tambany alitara ny fagnahin'iregny zay nivonina nony tenin'Andriamanitra sy ny fijorona vavolombelona zay notànan'iary zareo. Nihoaika tamin'ny feo mafy iary zareo hoe: " mba ovena ry tompon'ny raha marobe, masina sy marina, no hitsaranao iregny zay miaigna eto an'tany, sy mba hamalenao faty ny rànay? de namena akanjo lava ny tsiraidraika avy tamin'iary zaro, de nozakaina iary zareo fa tokony hiandry bitabitaka mbara-pahazoana ny isa fenon'iary zareo mpiara-mivavaka sy ralahy de ny anavikavin'iary zareo zegny tokony hovonoina iary zareo, hôtra ny namonoana an'zareo \ No newline at end of file +\v 9 \v 10 \v 11 Ndreka namoha ny tombo-kase fahadimy ny Zanak'Ondry, de hitako tambany alitara ny fagnahin'iregny zay nivonina nony tenin'Andriamanitra sy ny fijorona vavolombelona zay notànan'iary zareo. Nihoaika tamin'ny feo mafy iary zareo hoe: " mba ovena ry tompon'ny raha marobe, masina sy marina, no hitsaranao iregny zay miaigna eto an'tany, sy mba hamalenao faty ny rànay? de namena akanjo lava ny tsiraidraika avy tamin'iary zaro, de nozakaina iary zareo fa tokony handigny bitabitaka mbara-pahazoana ny isa fenon'iary zareo mpiara-mivavaka sy ralahy de ny anavikavin'iary zareo zegny tokony hovonoina iary zareo, hôtra ny namonoana an'zareo \ No newline at end of file