diff --git a/20/09.txt b/20/09.txt index 53a11d6..26cfce2 100644 --- a/20/09.txt +++ b/20/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 \v 10 Niakatra tambon'ny tany lemaka iary zareo de nagnodidigna ny tobin'ny mpino, ny tanàna malala. Nefa nisy afo nidigna avy tagny an-danitra ka de nandripaka an'iary zareo. Ny devoly, zay namitaka an'iary zareo, de natsipy tamin'ny farihy afo solifara, toerana hanipizana ny bibi-dia amban'ny mpaminany sandoka. sady ho ampijaleny andro aman'alina mandrakizay mandrakizay iary zareo. \ No newline at end of file +\v 9 \v 10 Niakatra tambon'ny tany lemaka iary zareo de nagnodidigna ny tobin'ny mpino, ny tanàna malala. Nefa nisy afo nidigna avy tagny an-danitra ka de nandripaka an'iary zareo. Ny devoly, zay namitaka an'iary zareo, de natsipy tamin'ny farihy afo solifara, toerana zay hanipizana ny bibi-dia amban'ny mpaminany sandoka. sady ho ampijaleny andro aman'alina mandrakizay mandrakizay iary zareo. \ No newline at end of file