auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-01-14 14:18:23 +03:00 committed by root
parent f16b527e74
commit 49bb58543e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tafaran'zany raha zany de nijery zaho, ary nahita varagnaragna raika nisokatra tegny amin'ny lagnitra. Ny feo voalohany zay regniko de nikorana taminaha kara ny trompetra, nagnano hoe: "Miakara ety, de ho atoroko anao zay tsy metsy ho avy afaran'iregny raha iregny." Nisy fotôna zaho voatariky ny Fanahy, de nahita fa nisy seza fiandrianana nipetraka tegny amin'ny lagnitra, nisy olona nipetraka tambonin'zany. I raika zay npetraka tamboniny de managna endrika Jaspa sy karneola. Nisy avana nagnodidigna ny seza fia
Tafaran'zany raha zany de nijery zaho, ary nahita varagnaragna raika nisokatra tegny amin'ny lagnitra. Ny feo voalohany zay regniko de nikorana taminaha kara ny trompetra, nagnano hoe: "Miakara ety, de ho atoroko anao zay tsy metsy ho avy afaran'iregny raha iregny." Nisy fotôna zaho voatariky ny Fanahy, de nahita fa nisy seza fiandrianana nipetraka tegny amin'ny lagnitra, nisy olona nipetraka tambonin'zany. I raika zay npetraka tamboniny de managna endrika Jaspa sy karneola. Nisy avana nagnodidigna ny seza fiandr