auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-10 12:13:01 -05:00 committed by root
parent 01a0d57c06
commit 493dbed141
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 De nahita bibi-dia aho niakatra avy tamin'ny ranomasina. Nanagna tandroka folo sy loha fito. Ka tamin'ny tandrokany de nisy diadema folo, sady nisy agnarana fizakana ratsy aby. Ny bibi-dia itako de kara amboadia. Ny tongony de kara tongotra bera, de ny vavany kara vavana liogna.De nomen'ny dragona anazy ny heriny,
\v 1 \v 2 De nahita bibi-dia aho niakatra avy tamin'ny ranomasina. Nanagna tandroka folo sy loha fito. Ka tamin'ny tandrokany de nisy diadema folo, sady nisy agnarana fizakana ratsy aby. Ny bibi-dia itako de kara amboadia. Ny tongony de kara tongotra bera, de ny vavany kara vavana liogna.De nomen'ny dragona anazy ny heriny, sy ny seza fiandrianany, mban'ny fahefana lebe hanapaka.