diff --git a/10/10.txt b/10/10.txt index 6002b24..955db76 100644 --- a/10/10.txt +++ b/10/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 \v 11 Nalaiko tan-tagnan'ny anjely ny horognan-taratasy bitaka igny de nohaniko zany. Mamy kara tintely tam-bavako zany, de nanjary nafaitra ny tam-bavako. Aveo nisy olona raika nizaka taminaha hoe: "Tsy metsy maminagny ndreka anao momban'iregny olona maro, ny firenena, ny fizaka, de ny mpanjaka." \ No newline at end of file +\v 11 \v 10 Nalaiko tan-tagnan'ny anjely ny horognan-taratasy bitaka igny de nohaniko zany. Mamy kara tintely tam-bavako zany, de nanjary nafaitra ny tam-bavako. Aveo nisy olona raika nizaka taminaha hoe: "Tsy metsy maminagny ndreka anao momban'iregny olona maro, ny firenena, ny fizaka, de ny mpanjaka." \ No newline at end of file