auto save
This commit is contained in:
parent
fb20d05104
commit
454520b38b
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 9 \v 10 \v 11 Igny an! Zegny mpiasan'ny devoly mizaka fa Jiosy azareo de mametsy aby fa tsy izy . Hataoko tonga hiankohoka an-tongotranao iary zareo, ka de hofantan'iary zareo fa nitia anao Aho. Satria efa nitandrigna ny raha nizakaiko tamin'ny faharetana anareo, de harovako amin'ny andro fitsapana zay efa hotoga amin'izao tontolo izao, mba hitsapana an'ny ndregny mipetraka ambonin'ny tany. Ho tonga tsy ho ela Aho. ka tano tsara zegny hanagnanao mba tsy hisy hangalaka ny satro-boninahitrao.
|
||||
\v 9 \v 10 \v 11 Igny an! Zegny mpiasan'ny devoly mizaka fa Jiosy azareo de mametsy aby fa tsy izy zany azaro. Hataoko tonga hiankohoka an-tongotranao iary zareo, ka de hofantan'iary zareo fa nitia anao Aho. Satria efa nitandrigna ny raha nizakaiko tamin'ny faharetana anareo, de harovako amin'ny andro fitsapana zay efa hotoga amin'izao tontolo izao, mba hitsapana an'ny ndregny mipetraka ambonin'ny tany. Ho tonga tsy ho ela Aho. ka tano tsara zegny hanagnanao mba tsy hisy hangalaka ny satro-boninahitrao.
|
Loading…
Reference in New Issue