auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-23 15:09:38 +03:00 committed by root
parent ece81286d8
commit 42aa2ac9d5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny tanàna de tsy nilana masoandro na volana mba hampazava amin'zany satria ny voninahitr'Andriamanitra de nanazava tamin'zany, de ny Zanak'ondry no jiron'zany. Handea amin'zany fahazavan'zany tanàna zany iregny firenena. Iregny mpanjakan'ny tany de hitondra ny hatsaran'iary zareo ho ao amin'zany. (Fagnamarihana: Ny antotan-taratasy taloha sanagny de mivaky hoe: "Iregny firenena zay vôvonjy de handea amin'ny fahazavan'ny tan
Ny tanàna de tsy nilana masoandro na volana mba hampazava amin'zany satria ny voninahitr'Andriamanitra de nanazava tamin'zany, de ny Zanak'ondry no jiron'zany. Handea amin'zany fahazavan'zany tanàna zany iregny firenena. Iregny mpanjakan'ny tany de hitondra ny hatsaran'iary zareo ho ao amin'zany. (Fagnamarihana: Ny antotan-taratasy taloha sanagny de mivaky hoe: "Iregny firenena zay vôvonjy de handea amin'ny fahazavan'zany tanàna zany.") Tsy hidy zany vavahady zany