auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-12-27 20:04:23 +03:00 committed by root
parent 8fab1d092c
commit 429dad1eac
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny feo fegniko zay avy agny an-danitra nizaka taminaha ndreka hoe: "Mandiana, alay ny horognan-taratasy mivelatra an-tagnan'ny anjely mitsangana ambony ranomasina amban'ny tany. Aveo de dila nandea tamin'ny anjely zaho de nizaka taminazy mba hameny anaha ny horognan-taratasy bitaka. Nizaka izy taminaha: "Alay ny horognan-taratasy de hoano
Ny feo fegniko zay avy agny an-danitra nizaka taminaha ndreka hoe: "Mandiana, alay ny horognan-taratasy mivelatra an-tagnan'ny anjely mitsangana ambony ranomasina amban'ny tany. Aveo de dila nandea tamin'ny anjely zaho de nizaka taminazy mba hameny anaha ny horognan-taratasy bitaka. Nizaka izy taminaha: "Alay ny horognan-taratasy de hoano.