From 4258105ed29a95d4b3b82875998afe72ef0ae901 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MADA007 <> Date: Thu, 7 Nov 2019 09:46:49 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 12/13.txt | 1 + 1 file changed, 1 insertion(+) create mode 100644 12/13.txt diff --git a/12/13.txt b/12/13.txt new file mode 100644 index 0000000..d15a842 --- /dev/null +++ b/12/13.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 13 Ndreka nahalala ny dragona fa nalavo tamin’ny tany izy, de nagnanjaka ny viavy niteraka zaza lilahy izy. \v 14 Fa ny viavy igny de nomena elatra roin’ny voromahery agnona be, ka de afaka nagnembogna nandeha amin’ny pilasy nikarakaraina ho an’azy tamin’ny tany tsisy olona tagny. Io ny pilasy hitsinjovana an’azy, agnatin’nytelo taona sy tapany_ mba tsy hitan’ny menaragna. Namoaka rano kara tegnarano tamin’ny vavany ny menaragna igny, zay hifaoka ny viavy igny. Fa ny tany nagnampy an’ny viavy igny. Nivohain’ny tany ny vavany de natelignany ny riaka navoakan’ny vavan’ny dragona igny. De vignitra tamin’ny viavy igny ny dragona de nenga sady niaragna ady tamin’ny ambin’ny taranagny io, zay mankàto ny didin’Andriamanitra sady mitagna ny fijoroana vavolombelona momba an’i Kristy. Aveo de nitsangana tambonin’ny fasikan’ny ranomasina ny dragona. \ No newline at end of file