auto save
This commit is contained in:
parent
fd86f78e24
commit
3d02bb43da
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nizaha zaho, ary nisy rahogna fotsy. Nipetraka tamin'ny rahogna ny raika kara ny zanak'olona. Nanagna satro-boninahitra volamena tamin'ny lohany sy antsy maragnitra egny an-tàgnany izy. De nisy anjely hafa nivôka ny fiangonana sady nagnatso tamin'ny feo mafy an'ny mipetraka eo amin'ny rahogna nagnano hoe: "Raiso ny antsinao ka manomboa mambely. Fa tonganuy fotôna fambelezana
|
||||
Nizaha zaho, ary nisy rahogna fotsy. Nipetraka tamin'ny rahogna ny raika kara ny zanak'olona. Nanagna satro-boninahitra volamena tamin'ny lohany sy antsy maragnitra egny an-tàgnany izy. De nisy anjely hafa nivôka ny fiangonana sady nagnatso tamin'ny feo mafy an'ny mipetraka eo amin'ny rahogna nagnano hoe: "Raiso ny antsinao ka manomboa mambely. Fa tonga ny fotôna hambelezana, satria masaka ny vokatry ny tany." Ary ny raika zay nipetraka tamin'ny rahogna nampandroso ny
|
Loading…
Reference in New Issue