From 3d02bb43dad6af8c858c08626900dd5c8d04a0aa Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Tue, 14 Jan 2020 14:03:58 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 14/14.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/14/14.txt b/14/14.txt index e2b9aab..072f00d 100644 --- a/14/14.txt +++ b/14/14.txt @@ -1 +1 @@ -Nizaha zaho, ary nisy rahogna fotsy. Nipetraka tamin'ny rahogna ny raika kara ny zanak'olona. Nanagna satro-boninahitra volamena tamin'ny lohany sy antsy maragnitra egny an-tàgnany izy. De nisy anjely hafa nivôka ny fiangonana sady nagnatso tamin'ny feo mafy an'ny mipetraka eo amin'ny rahogna nagnano hoe: "Raiso ny antsinao ka manomboa mambely. Fa tonganuy fotôna fambelezana \ No newline at end of file +Nizaha zaho, ary nisy rahogna fotsy. Nipetraka tamin'ny rahogna ny raika kara ny zanak'olona. Nanagna satro-boninahitra volamena tamin'ny lohany sy antsy maragnitra egny an-tàgnany izy. De nisy anjely hafa nivôka ny fiangonana sady nagnatso tamin'ny feo mafy an'ny mipetraka eo amin'ny rahogna nagnano hoe: "Raiso ny antsinao ka manomboa mambely. Fa tonga ny fotôna hambelezana, satria masaka ny vokatry ny tany." Ary ny raika zay nipetraka tamin'ny rahogna nampandroso ny \ No newline at end of file