diff --git a/16/04.txt b/16/04.txt index 385aa9f..83302ef 100644 --- a/16/04.txt +++ b/16/04.txt @@ -1 +1 @@ -\v 4 \v 5 \v 6 \v 7 Ny anjely fahatelo de nandraraka tamin'ny kopiny tamin'ny tegnarano sy ny loharano, de lasa rà reoegniko ny anjelin'ny rano magnano hoe:"Marina Ianao_ny ankehitriny sy taloa, Ny iray Masina_satria efa nitsara ny raha io Ianao. (Fagnamarihana: Ny antontan-taratasy sasany taloa de mamaky hoe: "Marina Ianao, Tompo_Ny ankehitriny sy taloa de ny hoavy, satria efa nitsara ni raha io Ianao.") Satria ny rà ny mpino mban'ny mpaminany no nalatsak'iary zareo, de namenao rà hoanina iary zareo ." Regniko ny alitara namaly hoe: "Aika, Tompo Andriamanitra lebe, ny fitsaranao de marina sady mahitsy." \ No newline at end of file +\v 4 \v 5 \v 6 \v 7 Ny anjely fahatelo de nandraraka tamin'ny kopiny tamin'ny tegnarano sy ny loharano, de lasa rà regniko ny anjelin'ny rano magnano hoe:"Marina Ianao_ny ankehitriny sy taloa, Ny iray Masina_satria efa nitsara ny raha io Ianao. (Fagnamarihana: Ny antontan-taratasy sasany taloa de mamaky hoe: "Marina Ianao, Tompo_Ny ankehitriny sy taloa de ny hoavy, satria efa nitsara ni raha io Ianao.") Satria ny rà ny mpino mban'ny mpaminany no nalatsak'iary zareo, de namenao rà hoanina iary zareo ." Regniko ny alitara namaly hoe: "Aika, Tompo Andriamanitra lebe, ny fitsaranao de marina sady mahitsy." \ No newline at end of file