From 3c899658105026746d9e9b54ae0cce161b91bf37 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MADA007 <> Date: Sun, 8 Dec 2019 08:45:30 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 19/01.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/19/01.txt b/19/01.txt index 96f621f..90548dd 100644 --- a/19/01.txt +++ b/19/01.txt @@ -1 +1 @@ -Tafaran'izany raha izany de naregny kara feona fokonolona mafy be tsy tambo isaina tagny an-danitra aho nagnano hoe: "Aleloia. Ny famonjena, ny voninahitra , sy ny hery de an'Andriamanitrantsena. Ny fitsarany dfe marina sady mahitsy, fa nitsara ny mpivaro-tegna lehibe zay nagnaratsy ny tany tamin'ny fijangajangana Izy. Namaly faty ny ran'iary zareo mpiasany, zay nalatsagny izy". Nizaka fagnindroiny iary zareo hoe: "Aleloia! Ny vovoka de miakatra \ No newline at end of file +Tafaran'izany raha izany de naregny kara feona fokonolona mafy be tsy tambo isaina tagny an-danitra aho nagnano hoe: "Aleloia. Ny famonjena, ny voninahitra , sy ny hery de an'Andriamanitrantsena. Ny fitsarany dfe marina sady mahitsy, fa nitsara ny mpivaro-tegna lehibe zay nagnaratsy ny tany tamin'ny fijangajangana Izy. Namaly faty ny ran'iary zareo mpiasany, zay nalatsagny izy". Nizaka fagnindroiny iary zareo hoe: "Aleloia! Ny vovoka de miakatra avy aminazy mandrakizay doria". N \ No newline at end of file