diff --git a/09/10.txt b/09/10.txt index 9f45e75..f082224 100644 --- a/09/10.txt +++ b/09/10.txt @@ -1 +1 @@ -Nanagna rambo magnekitra kara hala io iary zareo; amin'ny rambon'iary zareo no misy ny hery handratra ny olona mandritra ny dimy volana. Nanagna mpanjaka iary zareo de ny anjelin'n \ No newline at end of file +Nanagna rambo magnekitra kara hala io iary zareo; amin'ny rambon'iary zareo no misy ny hery handratra ny olona mandritra ny dimy volana. Nanagna mpanjaka iary zareo de ny anjelin'ny lavaka tsy hita popoka. N agnarany tamin'ny fizakana Hebreo de Abadona, de ny agnarany amin'ny fizakana grika de i Apoliona. Dila ny loza voalohany. Ka! afaran'izao de mbola hisy loza roy \ No newline at end of file