From 3a445244b8a20dacfcbfd65ca15e8a1321d8027c Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Tue, 19 Nov 2019 12:01:19 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 11/10.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/11/10.txt b/11/10.txt index d36b5ef..1892f4f 100644 --- a/11/10.txt +++ b/11/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 \v 11 \v 12 Reo zay miaigna ambon'ny tany de hifaly amin'iary zareo sady hankalaza. Hifandefa fagnomezana mintsy aza iary zareo satri nampijaly zay didikin'ny miaigna tambon'ny tany ny mpaminagny roy igny. ka afaka teloandro sy tapany de hiditra ao amin'iary zareo ny fofognaign' Andriamanitra, de amin'ny tongotrany no hitsanganan'iary zareo. Ho togna amin'ny zay mahita an'azy ny havakana lebe. Aveo de haregny feo mafy avy agny an-danitra iary zareo mizaka hoe: "Makara atiky!" Aveo de hiakatra \ No newline at end of file +\v 10 \v 11 \v 12 Reo zay miaigna ambon'ny tany de hifaly amin'iary zareo sady hankalaza. Hifandefa fagnomezana mintsy aza iary zareo satri nampijaly zay didikin'ny miaigna tambon'ny tany ny mpaminagny roy igny. ka afaka teloandro sy tapany de hiditra ao amin'iary zareo ny fofognaign' Andriamanitra, de amin'ny tongotrany no hitsanganan'iary zareo. Ho togna amin'ny zay mahita an'azy ny havakana lebe. Aveo de haregny feo mafy avy agny an-danitra iary zareo mizaka hoe: "Makara atiky!" Aveo de hiakatra agny an-dagnitra agnaty rahona iary zareo \ No newline at end of file