auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-10 18:39:26 +03:00 committed by root
parent 59c01217de
commit 39e6271cda
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 \v 8 Igny, avy rahogna Izy; de ny maso marobe ahita an'Azy, na de iregny nandefogna an'Azy aza. Ny firenena marobe ambony tany hitomagny an'Azy. Aika, Amena. "Zaho no Alfa sy Omega," zakain'ny TompoAndriamanitra, "De ny niany, sy taloha , ary ny ho avy, de ny Tsitoha." (Fagnamarinana: ny dikan-teny hafa taloha de mivaky ôtrany zao: "Zaho no Alfa sy Omega, ny fiandohana sy fiafarana," zakain'ny Tompo Andriamanitra.
\v 7 Igny, avy rahogna Izy; de ny maso marobe ahita an'Azy, na de iregny nandefogna an'Azy aza. Ny firenena marobe ambony tany hitomagny an'Azy. Aika, Amena.\v 8 "Zaho no Alfa sy Omega," zakain'ny TompoAndriamanitra, "De ny niany, sy taloha , ary ny ho avy, de ny Tsitoha." (Fagnamarinana: ny dikan-teny hafa taloha de mivaky ôtrany zao: "Zaho no Alfa sy Omega, ny fiandohana sy fiafarana," zakain'ny Tompo Andriamanitra.