From 39e21e4e8e3a680e99fa8be4f0ad39172caf274c Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Sun, 10 Nov 2019 22:04:12 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 01/14.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/01/14.txt b/01/14.txt index 60dc95a..08e393b 100644 --- a/01/14.txt +++ b/01/14.txt @@ -1 +1 @@ -Ny lohany sy ny randrany de fotsy kara ny volona ondry, fotsy ôtrany rano mandry, sady ny masony kara ny lelan'afo. Ny tongotrany magnaragnaragna ôtrany varahigna, mitovy amin'ny varahigna vôdio tamin'ny lafôro, ka ny feony kara feona rano be mikoriagna. De nanagna kintana fito tegny an-tàgnany ankavana Izy, ka sabatra roy lela maragnitra nivoaka tamin'ny vavany. Ny tarehiny de nazava ôtrany \ No newline at end of file +\v 14 \v 15 \v 16 Ny lohany sy ny randrany de fotsy kara ny volona ondry, fotsy ôtrany rano mandry, sady ny masony kara ny lelan'afo. Ny tongotrany magnaragnaragna ôtrany varahigna, mitovy amin'ny varahigna vôdio tamin'ny lafôro, ka ny feony kara feona rano be mikoriagna. De nanagna kintana fito tegny an-tàgnany ankavana Izy, ka sabatra roy lela maragnitra nivoaka tamin'ny vavany. Ny tarehiny de nazava ôtrany masoandro ndreka mirehitra. \ No newline at end of file