From 39d2b17f0c0cb6a070072782df400f349cdf50e7 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MADA007 <> Date: Sun, 8 Dec 2019 08:33:02 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 19/19.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/19/19.txt b/19/19.txt index 76b139e..fd737cc 100644 --- a/19/19.txt +++ b/19/19.txt @@ -1 +1 @@ -De nahita ny bibi-dia mban'ny mpanjakan'ny tany niaraka tamin'ny tafikan'iary zareo aho. Nitambatra iary zareo mba hiady amin'ny raika zay nideba ny sôvaly mban'ny tafika anazy. Voasambotra lay bibi-dia mban'ny mpaminany sandoka zay nagnano famantarana tagnatrehany. Tamin'io famantarana io ny no namitahany an'iary zareo zegny nandray ny mariky ny bibi-dia mban'iary zareo zegny nanompo ny sar \ No newline at end of file +D\v 19 e nahita ny bibi-dia mban'ny mpanjakan'ny tany niaraka tamin'ny tafikan'iary zareo aho. Nitambatra iary zareo mba hiady amin'ny raika zay nideba ny sôvaly mban'ny tafika anazy. \v 20 Voasambotra lay bibi-dia mban'ny mpaminany sandoka zay nagnano famantarana tagnatrehany. Tamin'io famantarana io ny no namitahany an'iary zareo zegny nandray ny mariky ny bibi-dia mban'iary zareo zegny nanompo ny sariny. Izy roy io de natipy velona tagnatin'ny farihin'afo mirehitra solifara. \ No newline at end of file