auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-12-12 09:37:53 -05:00 committed by root
parent 2fe59dde1e
commit 376793756d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny anjely marobe nitsangana magnodidigna ny seza fiandrianana sady magnodidigna ny loholona sady ny raha- managn'aigna efatra, de iary zareo de nampandondogna ny tarehin'iary zareo talohan'ny
\v 11 Ny anjely marobe nitsangana magnodidigna ny seza fiandrianana sady magnodidigna ny loholona sady ny raha- managn'aigna efatra, de iary zareo de nampandondogna ny tarehin'iary zareo talohan'ny seza fiandrianana. Nivavaka tamin'Andriamanitra iary zareo \v 12 nagnano hoe: "Amena! Dera, voninahitra, hakantena, fisôrana, fahefana, mban'ny hery anie ho an'Andriamanitra mandrakizay doria! Amena!"