From 33e79adc3a4883dce29ad3dedefeb24067168cf7 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Fri, 27 Dec 2019 20:10:49 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 10/05.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/10/05.txt b/10/05.txt index 46823e8..8ca486b 100644 --- a/10/05.txt +++ b/10/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 Aveo ny anjely igny hitako nitsangana tamboniny ranomasina de tamin'ny tany, nanangana ny tagnany havanana tan-danitra. \v 6 Izy nifanta tamin'i raika zay velona mandrakizay doria, zay namorona ny lagnitra sy zay maro be ao agnatiny zany, ny tany de zay maro be ao agnatiny zay, ary ny ranomasina sy zay maro be agnatiny zany, de i anjely igny nizaka hoe: "Tsy hisy fembenana koa.\v 7 Fa amin'ny andro raika ndreka hampagneno ny trompetra ny anjely fahafito, de ho tanteraka ny misterin' Andriamanitra, kara ny nagnambarany tamin'ny mpaminany mpanompony." \ No newline at end of file +\v 5 Aveo hitako ny anjely igny hitako nitsangana tamboniny ranomasina de tamin'ny tany, nanangana ny tagnany havanana tan-danitra. \v 6 Izy nifanta tamin'i raika zay velona mandrakizay doria, zay namorona ny lagnitra sy zay maro be ao agnatiny zany, ny tany de zay maro be ao agnatiny zay, ary ny ranomasina sy zay maro be agnatiny zany, de i anjely igny nizaka hoe: "Tsy hisy fembenana koa.\v 7 Fa amin'ny andro raika ndreka hampagneno ny trompetra ny anjely fahafito, de ho tanteraka ny misterin' Andriamanitra, kara ny nagnambarany tamin'ny mpaminany mpanompony." \ No newline at end of file