auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-12-27 21:44:36 +03:00 committed by root
parent d0d708c967
commit 31bdf5dbac
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Aveo hitako ny anjely nitsangana tamboniny ranomasina amban'ny tany, nanangana ny tagnany akavanana tan-danitra. \v 6 Izy nifanta tamin'i raika zay velona mandrakizay doria, zay namorona ny lagnitra sy zay maro be ao agnatiny zany, ny tany de zay maro be ao agnatiny zay, ary ny ranomasina sy zay maro be agnatiny zany, de i anjely igny nizaka hoe: "Tsy hisy fembenana koa.\v 7 Fa amin'ny andro raika ndreka hampagneno ny trompetra ny anjely fahafito, de ho tanteraka ny misterin' Andriamanitra, kara ny nagnambarany tamin'ny mpaminany mpanompony."
\v 5 Aveo hitako ny anjely nitsangana tamboniny ranomasina amban'ny tany, nanangana ny tagnany akavanana tagny an-danitra. \v 6 Izy nifanta tamin'i raika velona mandrakizay doria, zay namorona ny lagnitra, de ny tany de zay maro be ao agnatiny zay, ary ny ranomasina sy zay maro be agnatiny zany, de i anjely igny nizaka hoe: "Tsy hisy fembenana koa.\v 7 Fa amin'ny andro raika ndreka hampagneno ny trompetra ny anjely fahafito, de ho tanteraka ny misterin' Andriamanitra, kara ny nagnambarany tamin'ny mpaminany mpanompony."