From 30e1707ed832fca69e6fb5b86dc39da6064c24fb Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MADA007 <> Date: Fri, 15 Nov 2019 10:08:13 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 03/09.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/03/09.txt b/03/09.txt index b1c0fc3..f6b4a37 100644 --- a/03/09.txt +++ b/03/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 \v 10 \v 11 Hataoko tonga hiankohoka an-tongotranao iary zareo, ka de hotonga Satria efa nitandrigna ny raha nizakaiko tamin'ny faharetana anareo, de harovako amin'ny andro fitsapana zay efa hotoga amin'izao tontolo izao, mba hitsapana an'ny ndregny mipetraka ambonin'ny tany. Ho tonga tsy ho ela Aho. ka tano tsara zegny hanagnanao mba tsy hisy hangalaka ny satro-boninahitrao. \ No newline at end of file +\v 9 \v 10 \v 11 Igny an! Hataoko tonga hiankohoka an-tongotranao iary zareo, ka de hofantan'iary zareo fa nitia anao Aho. Satria efa nitandrigna ny raha nizakaiko tamin'ny faharetana anareo, de harovako amin'ny andro fitsapana zay efa hotoga amin'izao tontolo izao, mba hitsapana an'ny ndregny mipetraka ambonin'ny tany. Ho tonga tsy ho ela Aho. ka tano tsara zegny hanagnanao mba tsy hisy hangalaka ny satro-boninahitrao. \ No newline at end of file