auto save
This commit is contained in:
parent
351479a800
commit
2659db1ebd
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
aveo ny anjely fahafito nandraka ny tamin'ny kopiny tamin'ny rivotra. de nisy feo mafy nivôka avy tam-piangonana sady avy tamin'ny seza fiandrianana, magnano hoe: "'Vita zany!" Nisy tselatra, kotrooka, kotro-baratra, sady horohoron-tany mafy, horohorotany lebe noho zay efa nisy hatramin'zay nisy olona teto an-tany, ka de mafy ny horohoron-tany zany. Nizara ho telo ny tanàna lebe, sady rava ny tanàna ny firenena. Aveo Andriamanitra nagnatso mba hatsiaro an'i Ba
|
aveo ny anjely fahafito nandraka ny tamin'ny kopiny tamin'ny rivotra. de nisy feo mafy nivôka avy tam-piangonana sady avy tamin'ny seza fiandrianana, magnano hoe: "'Vita zany!" Nisy tselatra, kotrooka, kotro-baratra, sady horohoron-tany mafy, horohorotany lebe noho zay efa nisy hatramin'zay nisy olona teto an-tany, ka de mafy ny horohoron-tany zany. Nizara ho telo ny tanàna lebe, sady rava ny tanàna ny firenena. Aveo Andriamanitra nagnatso mba hatsiaro an'i Babylona lebe, de nameny an'io tan
|
Loading…
Reference in New Issue