diff --git a/19/19.txt b/19/19.txt index df4ea6b..76b139e 100644 --- a/19/19.txt +++ b/19/19.txt @@ -1 +1 @@ -De nahita ny bibi-dia mban'ny mpanjakan'ny tany niaraka tamin'ny tafikan'iary zareo aho. Nitambatra iary zareo mba hiady amin'ny raika zay nideba ny sôvaly mban'ny tafika anazy. Voasambotra lay bibi-dia mban'ny mapminan \ No newline at end of file +De nahita ny bibi-dia mban'ny mpanjakan'ny tany niaraka tamin'ny tafikan'iary zareo aho. Nitambatra iary zareo mba hiady amin'ny raika zay nideba ny sôvaly mban'ny tafika anazy. Voasambotra lay bibi-dia mban'ny mpaminany sandoka zay nagnano famantarana tagnatrehany. Tamin'io famantarana io ny no namitahany an'iary zareo zegny nandray ny mariky ny bibi-dia mban'iary zareo zegny nanompo ny sar \ No newline at end of file