auto save
This commit is contained in:
parent
d5d0bc914f
commit
251a12580e
|
@ -1 +1 @@
|
|||
aveo ny anjely fahafito nandraka ny tamin'ny kopiny tamin'ny rivotra. de nisy feo mafy nivôka avy tam-piangonana sady avy tamin'ny seza fiandrianana, magnano hoe: "'Vita zany!" Nisy tselatra, kotrooka, kotro-baratra, sady horohoron-tany mafy, horohorotany lebe noho zay efa nisy hatramin'zay nisy olona teto an-tany, ka de mafy ny horohoron-tany zany. Nizara ho telo ny tanàna lebe, sady rava ny tanàna ny firenena
|
||||
aveo ny anjely fahafito nandraka ny tamin'ny kopiny tamin'ny rivotra. de nisy feo mafy nivôka avy tam-piangonana sady avy tamin'ny seza fiandrianana, magnano hoe: "'Vita zany!" Nisy tselatra, kotrooka, kotro-baratra, sady horohoron-tany mafy, horohorotany lebe noho zay efa nisy hatramin'zay nisy olona teto an-tany, ka de mafy ny horohoron-tany zany. Nizara ho telo ny tanàna lebe, sady rava ny tanàna ny firenena. Aveo Andriamanitra nagnatso mba
|
Loading…
Reference in New Issue