From 22981cc208de8081e860a6355cdbe5f1114c920a Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Sun, 10 Nov 2019 19:19:20 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 01/01.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/01/01.txt b/01/01.txt index 581ddf1..4c925ef 100644 --- a/01/01.txt +++ b/01/01.txt @@ -1,2 +1,2 @@ -\v 1 Itiky ny fagnambarana an'i Jesôsy Kristy zay nomen'Andriamanitra an'azy hampisehoana an'iregny irakany ny amin'ny raha marobe tsy mentsy hiseho. nampafantarany zany tamin'ny alalan'ny fandefany ny anjeliny ho an'i Jaona irakany. \v 2 I Jaona de nagnamarina ny mikasika ny tenin'Andriamanitra sy iregny fijoroana vavolombelona mikasika an'i Jesôsy Kirsty, sy iregny raha marobe hitany. \v 3 Sambatra ny olona zay mamaky mafy be, sy miteno ny zaka ity faminaniana ity, sady mitandrina zay vôsoratra +\v 1 Itiky ny fagnambarana an'i Jesôsy Kristy zay nomen'Andriamanitra an'azy hampisehoana an'iregny irakany ny amin'ny raha marobe tsy mentsy hiseho. nampafantarany zany tamin'ny alalan'ny fandefany ny anjeliny ho an'i Jaona irakany. \v 2 I Jaona de nagnamarina ny mikasika ny tenin'Andriamanitra sy iregny fijoroana vavolombelona mikasika an'i Jesôsy Kristy, amin'ny raha marobe zay hitany. \v 3 Sambatra ny olona zay mamaky mafy be, sy miteno ny zaka ity faminaniana ity, sady mitandrina zay vôsoratra ato agnatiny, satria efa akeky ny fotôna. \ No newline at end of file