auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-12 09:05:18 -05:00 committed by root
parent 94209dcef2
commit 1f4ef8936f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
De navela asena aigna ny sarin'ny bibi-dia mba ahafahan'ny sary mizaka ka zegny tsy magneky miankohoka amin'ny bibi-dia de nivonina. Sady niforisen'izany andray marika ami'ny tagnana ankavanana aby na amin'ny andrigna ny tsirai-draika, na madinika, na lehibe, na manankarena na mahantra, na andevo na tsy andevo, mba tsy hisy olona hahazo hividy na hivarotra mandra-pazahoana ny marikan'ny bibi-dia
De navela asena aigna ny sarin'ny bibi-dia mba ahafahan'ny sary mizaka ka zegny tsy magneky miankohoka amin'ny bibi-dia de nivonina. Sady niforisen'izany andray marika ami'ny tagnana ankavanana aby na amin'ny andrigna ny tsirai-draika, na madinika, na lehibe, na manankarena na mahantra, na andevo na tsy andevo, mba tsy hisy olona hahazo hividy na hivarotra mandra-pazahoany ny marikan'ny bibi-dia